2 Samoela 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia nanjary nalaza ny anaran’i Davida, rehefa tafaverina avy namono nahafaty Edomita valo arivo sy iray alina teo amin’ny Lohasahan-tsira+ izy.+ Salamo 60:0 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ho an’ny mpitarika ny Lisy Fampahatsiahivana. Miktama nataon’i Davida. Natao hampianarana.+ Tamin’izy niady tamin’i Arama-naharaima sy Arama-zoba, ary niverina i Joaba ka namono Edomita roa arivo sy iray alina, tao amin’ny Lohasahan-tsira.+
13 Dia nanjary nalaza ny anaran’i Davida, rehefa tafaverina avy namono nahafaty Edomita valo arivo sy iray alina teo amin’ny Lohasahan-tsira+ izy.+
Ho an’ny mpitarika ny Lisy Fampahatsiahivana. Miktama nataon’i Davida. Natao hampianarana.+ Tamin’izy niady tamin’i Arama-naharaima sy Arama-zoba, ary niverina i Joaba ka namono Edomita roa arivo sy iray alina, tao amin’ny Lohasahan-tsira.+