FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 115:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Ho sahala amin’ireny ny olona manao azy+

      Sy izay rehetra matoky azy.+

  • Isaia 46:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Hiforitra izy ireo, ary samy hiondrika. Tsy mahavonjy+ an’ilay enta-mavesatra izy ireo, ary ho lasa babo tokoa.+

  • Jeremia 10:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Toy ny kalo fampitahoram-borona eny amin’ny sahan-kôkômbra ireny, ary tsy afa-miteny.+ Tsy maintsy bataina ireny fa tsy afa-mamindra.+ Koa aza matahotra azy, fa sady tsy mahatonga loza izy no tsy afaka manisy soa.”+

  • 1 Korintianina 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ny amin’ny fihinanana+ sakafo atolotra ho an’ny sampy, dia fantatsika fa tsinontsinona velively ny sampy,+ ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy iray ihany.+

  • 1 Korintianina 10:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tsia, nefa lazaiko fa izay zavatra atolotry ny hafa firenena ho sorona dia ataony sorona ho an’ny demonia,+ fa tsy ho an’Andriamanitra. Koa tsy tiako hanan-javatra iombonana amin’ny demonia+ ianareo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara