2 Mpanjaka 14:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Amazia, tsy efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve izany?+
18 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Amazia, tsy efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve izany?+