Josoa 10:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Dia niala tao Libna i Josoa sy ny Israely rehetra niaraka taminy, ka nankany Lakisy.+ Ary nitoby hanafika an’i Lakisy izy ireo ka niady taminy. Mika 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Afatory amin’ny soavaly ny kalesy, ry mponin’i Lakisy.+ Io tanàna io no fiandohan’ny fahotan’ny zanakavavin’i Ziona.+ Fa tao aminao no nahitana ny fikomian’ny Israely.+
31 Dia niala tao Libna i Josoa sy ny Israely rehetra niaraka taminy, ka nankany Lakisy.+ Ary nitoby hanafika an’i Lakisy izy ireo ka niady taminy.
13 Afatory amin’ny soavaly ny kalesy, ry mponin’i Lakisy.+ Io tanàna io no fiandohan’ny fahotan’ny zanakavavin’i Ziona.+ Fa tao aminao no nahitana ny fikomian’ny Israely.+