2 Mpanjaka 15:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dimy amby roapolo taona i Jotama tamin’izy nanomboka nanjaka, ary enina ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jerosa zanak’i Zadoka.+
33 Dimy amby roapolo taona i Jotama tamin’izy nanomboka nanjaka, ary enina ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jerosa zanak’i Zadoka.+