2 Mpanjaka 16:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Roapolo taona i Ahaza tamin’izy nanomboka nanjaka, ary enina ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary tsy nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah Andriamaniny izy, tsy mba toa an’i Davida razambeny.+
2 Roapolo taona i Ahaza tamin’izy nanomboka nanjaka, ary enina ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary tsy nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah Andriamaniny izy, tsy mba toa an’i Davida razambeny.+