1 Mpanjaka 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary raha mandeha amin’ny lalako ianao ka hitandrina ny fitsipiko+ sy ny didiko tahaka ny nataon’i Davida rainao,+ dia hohalavaiko ny andro iainanao.”+
14 Ary raha mandeha amin’ny lalako ianao ka hitandrina ny fitsipiko+ sy ny didiko tahaka ny nataon’i Davida rainao,+ dia hohalavaiko ny andro iainanao.”+