Hosea 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary hataoko ampamoaka+ izy noho ireo andro nanolorany setroka ho sorona+ ho an’ny sarin’i Bala,+ dia ireo andro nanaovany kavina sy haingo+ ka nanarahany an’ireo lehilahiny.+ Izaho anefa hadinony’,+ hoy i Jehovah.
13 Ary hataoko ampamoaka+ izy noho ireo andro nanolorany setroka ho sorona+ ho an’ny sarin’i Bala,+ dia ireo andro nanaovany kavina sy haingo+ ka nanarahany an’ireo lehilahiny.+ Izaho anefa hadinony’,+ hoy i Jehovah.