Mpitsara 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah,+ ka namidiny+ teo an-tanan’i Kosana-risataima mpanjakan’i Mezopotamia+ izy ireo. Ary nanompo azy valo taona ny zanak’Israely. Salamo 69:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ilay nokapohinao no enjehin’izy ireo,+Ary ny fijalian’izay notrobaranao no ambentin-dresany. Isaia 10:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Jereo ny Asyrianina+ izay tsorakazon’ny fahatezerako!+ Ary ny tehina eny an-tanany no hoentiko hanamelohana. Zakaria 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tezitra mafy amin’ireo firenena miadana+ aho. Tezitra kely+ ihany aho mantsy tamin’izany fotoana izany, fa izy ireo kosa vao mainka nampitombo ny loza.”’+
8 Koa nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah,+ ka namidiny+ teo an-tanan’i Kosana-risataima mpanjakan’i Mezopotamia+ izy ireo. Ary nanompo azy valo taona ny zanak’Israely.
5 “Jereo ny Asyrianina+ izay tsorakazon’ny fahatezerako!+ Ary ny tehina eny an-tanany no hoentiko hanamelohana.
15 Tezitra mafy amin’ireo firenena miadana+ aho. Tezitra kely+ ihany aho mantsy tamin’izany fotoana izany, fa izy ireo kosa vao mainka nampitombo ny loza.”’+