FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 25:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 “‘Aza andevozina+ ny rahalahinao izay miara-monina aminao, raha mihamahantra ka voatery mivarotra ny tenany aminao.+

  • Levitikosy 25:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 ka homenareo ho lovan’ny taranakareo mba ho fananany mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Koa azonareo atao mpiasa ireny, fa ny zanak’Israely rahalahinareo kosa aza ampijalina, ary aza lozabe aminy.+

  • 2 Tantara 8:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsy nisy tamin’ny zanak’Israely anefa nataon’i Solomona andevo mba hanao ny asany.+ Fa izy ireo kosa dia miaramila mpiady+ sy lehiben’ny manamboninahitra lefitra, sy lehiben’ny mpitondra kalesiny+ ary lehiben’ny mpitaingin-tsoavaly.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara