Levitikosy 26:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “‘Ary raha mbola tsy mihaino ahy ihany ianareo na eo aza izany, dia vao mainka hanafay anareo impito aho noho ny fahotanareo.+ Obadia 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa hanarona anao ny henatra,+ ary ho ringana mandrakizay ianao,+ noho ny herisetra nihatra tamin’i Jakoba rahalahinao.+
18 “‘Ary raha mbola tsy mihaino ahy ihany ianareo na eo aza izany, dia vao mainka hanafay anareo impito aho noho ny fahotanareo.+
10 Koa hanarona anao ny henatra,+ ary ho ringana mandrakizay ianao,+ noho ny herisetra nihatra tamin’i Jakoba rahalahinao.+