Mpitsara 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nidina nankany Timna+ i Samsona, ka nahita vehivavy anankiray anisan’ireo zanakavavin’ny Filistinina.
14 Ary nidina nankany Timna+ i Samsona, ka nahita vehivavy anankiray anisan’ireo zanakavavin’ny Filistinina.