Levitikosy 26:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “‘Ary raha mbola tsy mihaino ahy ihany ianareo na eo aza izany, dia vao mainka hanafay anareo impito aho noho ny fahotanareo.+ Deoteronomia 28:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Ary hisondrotra ho ambony kokoa noho ianao foana ny vahiny monina eo aminao, fa ianao kosa hietry ho ambany kokoa foana.+ 1 Samoela 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 I Jehovah no mampahantra+ sy mampanan-karena,+Izy no mampietry sy manandratra.+ Joba 40:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Eny, jereo izay manambony tena ka ampietreo,+Ary hitsakitsaho eo amin’izay misy azy ny ratsy fanahy.
18 “‘Ary raha mbola tsy mihaino ahy ihany ianareo na eo aza izany, dia vao mainka hanafay anareo impito aho noho ny fahotanareo.+
43 Ary hisondrotra ho ambony kokoa noho ianao foana ny vahiny monina eo aminao, fa ianao kosa hietry ho ambany kokoa foana.+
12 Eny, jereo izay manambony tena ka ampietreo,+Ary hitsakitsaho eo amin’izay misy azy ny ratsy fanahy.