Eksodosy 23:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Tsy tokony honina ao amin’ny taninao izy ireo, sao hahatonga anao hanota amiko. Raha sanatria manompo an’ireo andriamaniny ianao, dia ho fandrika ho anao izany.”+ Deoteronomia 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Haringanao tanteraka ny firenena rehetra homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Aoka tsy hiantra azy+ ny masonao ary aza manompo ny andriamaniny,+ fa ho fandrika ho anao izany.+ Isaia 1:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Hiaraka ho montsamontsana ny mpikomy sy ny mpanota,+ ary ho fongotra ireo mahafoy an’i Jehovah.+
33 Tsy tokony honina ao amin’ny taninao izy ireo, sao hahatonga anao hanota amiko. Raha sanatria manompo an’ireo andriamaniny ianao, dia ho fandrika ho anao izany.”+
16 Haringanao tanteraka ny firenena rehetra homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Aoka tsy hiantra azy+ ny masonao ary aza manompo ny andriamaniny,+ fa ho fandrika ho anao izany.+