1 Mpanjaka 7:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 sy ny fitoeran-davenona sy ny lapelina sy ny vilia baolina ary ny fitaovana rehetra,+ izay nataon’i Hirama tamin’ny varahina nokosehina hangirana. Nataony ho an’i Solomona Mpanjaka izany, ho an’ny tranon’i Jehovah. 2 Tantara 4:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia nataon’i Solomona be dia be ireny fitaovana rehetra ireny, satria tsy fantatra intsony izay lanjan’ny varahina.+
45 sy ny fitoeran-davenona sy ny lapelina sy ny vilia baolina ary ny fitaovana rehetra,+ izay nataon’i Hirama tamin’ny varahina nokosehina hangirana. Nataony ho an’i Solomona Mpanjaka izany, ho an’ny tranon’i Jehovah.
18 Dia nataon’i Solomona be dia be ireny fitaovana rehetra ireny, satria tsy fantatra intsony izay lanjan’ny varahina.+