17 Nopotipotehin’i+ Ahaza Mpanjaka koa ireo takela-barahina+ tamin’ireo kalesin’ny tempoly,+ ary nesoriny ny koveta+ teny ambonin’ireo kalesy. Ilay fitoeran-drano lehibe nantsoina hoe ranomasina varahina+ kosa nampidininy avy teo amin’ireo omby varahina,+ ka napetrany teo amin’ny tokotany vato.