Levitikosy 24:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ilazao ny zanak’Israely mba hitondra menaka oliva tsy misy fangarony avy amin’ny oliva voatoto, mba hatao amin’ny jiro.+ Amin’izay, dia hirehitra foana ny jiro.+
2 “Ilazao ny zanak’Israely mba hitondra menaka oliva tsy misy fangarony avy amin’ny oliva voatoto, mba hatao amin’ny jiro.+ Amin’izay, dia hirehitra foana ny jiro.+