10 “Iza aminareo moa no hanidy ny varavarana,+ na handrehitra ny afon’ny alitarako, nefa hanao izany maimaim-poana?+ Tsy mankasitraka anareo velively aho”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “ary tsy mahafaly ahy mihitsy ny fanatitra ataonareo fanomezana.”+