1 Tantara 15:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 tamin’ny taranak’i Merary,+ dia i Asaia+ mpiadidy sy ny rahalahiny, roapolo sy roanjato; 1 Tantara 23:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 I Maly sy Mosy+ no zanak’i Merary.+ Ary ny zanak’i Maly dia i Eleazara+ sy Kisy.