5 Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Hemana. Mpahita fahitana+ ho an’ny mpanjaka i Hemana, sady mpanambara ny tenin’Andriamanitra taminy. Nitsoka ny anjombony hiderana an’Andriamanitra i Hemana. Dia nomen’Andriamanitra zanakalahy efatra ambin’ny folo sy zanakavavy telo izy.+