2 Samoela 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 dia hoy izy tamin’i Natana+ mpaminany: “Jereo fa izaho mipetraka amin’ny trano sedera,+ nefa ny Vata masin’Andriamanitra mipetraka anaty tranolay.”+ 2 Samoela 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary nirahin’i Jehovah ho any amin’i Davida i Natana.+ Dia tonga tany aminy izy,+ ka niteny hoe: “Nisy lehilahy roa tao amin’ny tanàna iray, ka ny iray manankarena, ary ny iray mahantra.
2 dia hoy izy tamin’i Natana+ mpaminany: “Jereo fa izaho mipetraka amin’ny trano sedera,+ nefa ny Vata masin’Andriamanitra mipetraka anaty tranolay.”+
12 Ary nirahin’i Jehovah ho any amin’i Davida i Natana.+ Dia tonga tany aminy izy,+ ka niteny hoe: “Nisy lehilahy roa tao amin’ny tanàna iray, ka ny iray manankarena, ary ny iray mahantra.