Salamo 32:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Mifalia amin’i Jehovah ry olo-marina, ary miravoravoa.+Mihobia ianareo rehetra mahitsy fo.+ Salamo 33:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Mihobia noho ny amin’i Jehovah, ry olo-marina!+Mety raha manao fiderana ny olo-mahitsy.+ Salamo 95:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 95 Avia hihoby an’i Jehovah!+Aoka isika hanao horakora-pandresena ho an’ilay Vatolampy mpamonjy antsika.+ Filipianina 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mifalia hatrany ao amin’ny Tompo,+ eny, hoy indray aho: Mifalia!+
95 Avia hihoby an’i Jehovah!+Aoka isika hanao horakora-pandresena ho an’ilay Vatolampy mpamonjy antsika.+