Eksodosy 25:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia petaho takela-bolamena tsy misy fangarony ilay latabatra, ka asio haingony volamena manodidina ny tampony.+ 2 Tantara 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nanao latabatra folo koa izy, ka napetrany tao amin’ny tempoly ireo, dimy teo ankavanana ary dimy teo ankavia.+ Ary nanao vilia baolina volamena zato izy.
24 Dia petaho takela-bolamena tsy misy fangarony ilay latabatra, ka asio haingony volamena manodidina ny tampony.+
8 Nanao latabatra folo koa izy, ka napetrany tao amin’ny tempoly ireo, dimy teo ankavanana ary dimy teo ankavia.+ Ary nanao vilia baolina volamena zato izy.