Levitikosy 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “‘Raha omby no ateriny ho fanatitra dorana,+ dia tokony ho lahy tsy misy kilema.+ Eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana no hanolorany azy an-tsitrapo eo anatrehan’i Jehovah.+ 2 Tantara 29:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Koa ny isan’ny fanatitra dorana nentin’ny fiangonana dia omby fitopolo, sy ondrilahy zato, ary ondrilahy kely roanjato, izay samy fanatitra dorana ho an’i Jehovah avokoa.+
3 “‘Raha omby no ateriny ho fanatitra dorana,+ dia tokony ho lahy tsy misy kilema.+ Eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana no hanolorany azy an-tsitrapo eo anatrehan’i Jehovah.+
32 Koa ny isan’ny fanatitra dorana nentin’ny fiangonana dia omby fitopolo, sy ondrilahy zato, ary ondrilahy kely roanjato, izay samy fanatitra dorana ho an’i Jehovah avokoa.+