FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 24:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Avy eo dia nanao antso avo nanerana an’i Joda sy Jerosalema izy ireo, mba hanaterana ny hetra masina+ ho an’i Jehovah. Io ilay hetra nasain’i Mosesy+ mpanompon’Andriamanitra homen’ny Israely, fony izy ireo tany an-tany efitra.

  • 2 Tantara 36:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Kyrosy+ mpanjakan’i Persa,+ dia nentanin’i+ Jehovah i Kyrosy* mpanjakan’i Persa mba hahatanteraka ny tenin’i Jehovah+ nolazain’i Jeremia.+ Koa nanao izao antso avo izao nanerana ny fanjakany izy, sady nanao izany an-tsoratra:+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara