Ezra 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa aoka ianareo hibaboka+ amin’i Jehovah Andriamanitry ny razanareo, ka ataovy izay sitrany+ ary misaraha amin’ireo mponina manodidina sy ireo vehivavy hafa firenena vadinareo.”+
11 Koa aoka ianareo hibaboka+ amin’i Jehovah Andriamanitry ny razanareo, ka ataovy izay sitrany+ ary misaraha amin’ireo mponina manodidina sy ireo vehivavy hafa firenena vadinareo.”+