2 Tantara 29:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Irin’ny foko kosa izao ny hanao fifanekena+ amin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely, mba tsy hirehitra amintsika intsony ny fahatezerany. Salamo 78:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Nampihariny tamin’izy ireo ny fahatezerany mafy,+Dia fisafoahana sy fanamelohana sy fampahoriana,+Ary anjely maro izay nirahina hitondra loza.+
10 Irin’ny foko kosa izao ny hanao fifanekena+ amin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely, mba tsy hirehitra amintsika intsony ny fahatezerany.
49 Nampihariny tamin’izy ireo ny fahatezerany mafy,+Dia fisafoahana sy fanamelohana sy fampahoriana,+Ary anjely maro izay nirahina hitondra loza.+