2 Tantara 36:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nataon’izy ireo ho fihomehezana+ foana anefa ny irak’Andriamanitra, ary nataony tsinontsinona ny tenin’Andriamanitra,+ sady nesoiny+ ny mpaminaniny, mandra-pihatran’ny fahatezeran’i+ Jehovah tamin’ny olony, ka tsy nisy fanafany intsony.+ Asan’ny Apostoly 17:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Nony nandre ny amin’ny fitsanganana amin’ny maty ireo dia naneso,+ fa ny sasany kosa nanao hoe: “Amin’ny manaraka izahay mbola hihaino anao ny amin’izany.”
16 Nataon’izy ireo ho fihomehezana+ foana anefa ny irak’Andriamanitra, ary nataony tsinontsinona ny tenin’Andriamanitra,+ sady nesoiny+ ny mpaminaniny, mandra-pihatran’ny fahatezeran’i+ Jehovah tamin’ny olony, ka tsy nisy fanafany intsony.+
32 Nony nandre ny amin’ny fitsanganana amin’ny maty ireo dia naneso,+ fa ny sasany kosa nanao hoe: “Amin’ny manaraka izahay mbola hihaino anao ny amin’izany.”