2 Tantara 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nanetry tena+ ny mpanjaka sy ny andrianan’ny Israely, ka nanao hoe: “Rariny ny an’i Jehovah.”+