Levitikosy 23:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “‘Ny andro fahadimy ambin’ny folon’io volana io dia fetin’ny mofo tsy misy lalivay, izay fety ho an’i Jehovah.+ Fito andro no hihinananareo mofo tsy misy lalivay.+
6 “‘Ny andro fahadimy ambin’ny folon’io volana io dia fetin’ny mofo tsy misy lalivay, izay fety ho an’i Jehovah.+ Fito andro no hihinananareo mofo tsy misy lalivay.+