Nomery 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Raha misy aminareo na amin’ny taranakareo maloto satria nikasika faty,*+ na koa nandeha lavitra, dia tokony hikarakara ny sorona fanao amin’ny Paska ho an’i Jehovah ihany izy. Nomery 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ny andro fahefatra ambin’ny folon’ny volana faharoa,+ eo anelanelan’ny takariva roa, no hikarakarany azy. Hohaniny miaraka amin’ny mofo tsy misy lalivay sy ny anana mangidy izy io.+
10 “Lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Raha misy aminareo na amin’ny taranakareo maloto satria nikasika faty,*+ na koa nandeha lavitra, dia tokony hikarakara ny sorona fanao amin’ny Paska ho an’i Jehovah ihany izy.
11 Ny andro fahefatra ambin’ny folon’ny volana faharoa,+ eo anelanelan’ny takariva roa, no hikarakarany azy. Hohaniny miaraka amin’ny mofo tsy misy lalivay sy ny anana mangidy izy io.+