Eksodosy 12:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa mitenena amin’ny vahoakan’Israely manontolo hoe: ‘Amin’ny andro fahafolon’ity volana ity, dia aoka ny olona samy haka ondry+ iray avy ho an’ny fianakaviana tsirairay, izany hoe, iray avy isaky ny ankohonana. 1 Korintianina 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Esory ny lalivay efa ela, mba ho koba vaovao+ ianareo, satria tsy tokony hisy lalivay ianareo. Fa efa natao sorona+ tokoa i Kristy,+ izay toy ny zanak’ondrin’ny Paska.+
3 Koa mitenena amin’ny vahoakan’Israely manontolo hoe: ‘Amin’ny andro fahafolon’ity volana ity, dia aoka ny olona samy haka ondry+ iray avy ho an’ny fianakaviana tsirairay, izany hoe, iray avy isaky ny ankohonana.
7 Esory ny lalivay efa ela, mba ho koba vaovao+ ianareo, satria tsy tokony hisy lalivay ianareo. Fa efa natao sorona+ tokoa i Kristy,+ izay toy ny zanak’ondrin’ny Paska.+