11 Dia nivoaka avy tao amin’ny toerana masina ny mpisorona,—fa efa nanamasina+ ny tenany ny mpisorona rehetra, ka tsy voatery nosokajina araka ny fizarana nisy azy+—
15 Avy eo dia namory ny rahalahiny izy ireo, ka nanamasina+ ny tenany ary tonga mba hanadio+ ny tranon’i Jehovah araka ny didin’ny mpanjaka, mifanaraka amin’ny tenin’i+ Jehovah.