FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary aza miankohoka eo anatrehan’ny andriamaniny na manaiky ho voatarika hanompo an’ireny. Ary aza manao na inona na inona mitovy amin’ireo andriamanitra nataony,+ fa tsy maintsy azeranao ireny ary tsy maintsy torotoroinao ny tsangambatony masina.+

  • 2 Mpanjaka 10:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Dia hoy i Jeho: “Andao hiaraka amiko, ary jereo fa tsy leferiko mihitsy ny fandrafiana+ an’i Jehovah.” Ary nentina tao amin’ny kalesin’adin’i Jeho izy.

  • 2 Tantara 14:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 ka nesoriny ireo alitaran’ny firenen-kafa+ sy ireo toerana avo,+ dia nopotehiny ireo tsangambato masina,+ ary nokapainy ireo tsato-kazo masina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara