Nehemia 10:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Nanapa-kevitra koa izahay fa hoentinay any an-tranon’i Jehovah isan-taona, ny voaloham-bokatry ny taninay+ sy ny voaloham-bokatry ny karazan-kazo rehetra.+
35 Nanapa-kevitra koa izahay fa hoentinay any an-tranon’i Jehovah isan-taona, ny voaloham-bokatry ny taninay+ sy ny voaloham-bokatry ny karazan-kazo rehetra.+