2 Samoela 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa voatolotr’i Davida ny sorona dorana sy ny sorona iombonana, dia nitso-drano+ ny vahoaka tamin’ny anaran’i Jehovah+ Tompon’ny tafika izy. 2 Tantara 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nitodika ny mpanjaka, ka notsofiny rano+ ny fiangonan’Israely manontolo, raha mbola nitsangana+ izy ireo.
18 Rehefa voatolotr’i Davida ny sorona dorana sy ny sorona iombonana, dia nitso-drano+ ny vahoaka tamin’ny anaran’i Jehovah+ Tompon’ny tafika izy.
3 Dia nitodika ny mpanjaka, ka notsofiny rano+ ny fiangonan’Israely manontolo, raha mbola nitsangana+ izy ireo.