1 Tantara 25:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa nanao antsapaka+ izy ireo ny amin’izay tokony hiandraiketany avy, ary nitovy ihany no nitondrana ny kely sy ny lehibe,+ mbamin’ny efa tena mahay+ sy ny vao mianatra.
8 Koa nanao antsapaka+ izy ireo ny amin’izay tokony hiandraiketany avy, ary nitovy ihany no nitondrana ny kely sy ny lehibe,+ mbamin’ny efa tena mahay+ sy ny vao mianatra.