FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Homeko anao koa izay tsy nangatahinao,+ dia harena+ sy voninahitra, ka tsy hisy mpanjaka ho tahaka anao, amin’ny andro rehetra iainanao.+

  • 1 Tantara 29:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary nataon’i Jehovah nisandratra avo dia avo+ teo anatrehan’ny Israely rehetra i Solomona, ka nataony mpanjaka be voninahitra kokoa noho ny mpanjakan’ny Israely rehetra teo alohany.+

  • Mpitoriteny 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Nisandratra aho, ary nitombo fananana mihoatra noho izay rehetra talohako teto Jerosalema.+ Mbola nanam-pahendrena foana anefa aho.+

  • Matio 6:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 nefa lazaiko aminareo fa na i Solomona+ tamin’ny voninahiny rehetra aza tsy nitafy toy ny iray amin’ireny.

  • Matio 12:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Hiaraka hatsangana amin’ity taranaka ity mandritra ny fitsarana ny mpanjakavavin’ny atsimo+ ka hanameloka azy, satria avy any amin’ny faran’ny tany izy no tonga mba hihaino ny fahendren’i Solomona. Misy lehibe noho i Solomona anefa eto.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara