2 Mpanjaka 18:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Fa angaha ny andriamanitr’ireo firenena nahavonjy+ ny taniny teo an-tanan’ny mpanjakan’i Asyria?+ 2 Mpanjaka 19:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nodoran’izy ireo ny andriamanitr’ireny, satria tsy andriamanitra+ fa vato aman-kazo, izay asa tanan’olona ihany,+ ka naringany. Salamo 115:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ho sahala amin’ireny ny olona manao azy+Sy izay rehetra matoky azy.+ Isaia 44:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aza matahotra ary aza gaga.+ Tsy efa nampahafantariko anareo tsirairay avy ve izany nanomboka tamin’izay fotoana izay? Ary tsy efa nambarako ve izany?+ Ianareo no vavolombeloko.+ Misy Andriamanitra hafa ankoatra ahy ve?+ Tsia, tsy misy Vatolampy hafa.+ Tsy mahafantatra aho na iray aza.’”
18 Ary nodoran’izy ireo ny andriamanitr’ireny, satria tsy andriamanitra+ fa vato aman-kazo, izay asa tanan’olona ihany,+ ka naringany.
8 Aza matahotra ary aza gaga.+ Tsy efa nampahafantariko anareo tsirairay avy ve izany nanomboka tamin’izay fotoana izay? Ary tsy efa nambarako ve izany?+ Ianareo no vavolombeloko.+ Misy Andriamanitra hafa ankoatra ahy ve?+ Tsia, tsy misy Vatolampy hafa.+ Tsy mahafantatra aho na iray aza.’”