1 Mpanjaka 4:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary i Solomona no nitondra ny fanjakana rehetra nanomboka tany amin’ny Renirano+ ka hatrany amin’ny tanin’ny Filistinina sy ny sisin-tanin’i Ejipta. Nitondra fanomezana ireny sady nanompo an’i Solomona nandritra ny androm-piainany.+ 2 Tantara 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa nataon’i Jehovah mafy orina teo an-tanany ny fanjakana.+ Ary nanateran’ny Joda rehetra fanomezana+ foana i Josafata, ka nahazo harena sy voninahitra be.+
21 Ary i Solomona no nitondra ny fanjakana rehetra nanomboka tany amin’ny Renirano+ ka hatrany amin’ny tanin’ny Filistinina sy ny sisin-tanin’i Ejipta. Nitondra fanomezana ireny sady nanompo an’i Solomona nandritra ny androm-piainany.+
5 Koa nataon’i Jehovah mafy orina teo an-tanany ny fanjakana.+ Ary nanateran’ny Joda rehetra fanomezana+ foana i Josafata, ka nahazo harena sy voninahitra be.+