1 Samoela 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 I Jehovah no mampahantra+ sy mampanan-karena,+Izy no mampietry sy manandratra.+ 1 Tantara 29:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary nataon’i Jehovah nisandratra avo dia avo+ teo anatrehan’ny Israely rehetra i Solomona, ka nataony mpanjaka be voninahitra kokoa noho ny mpanjakan’ny Israely rehetra teo alohany.+
25 Ary nataon’i Jehovah nisandratra avo dia avo+ teo anatrehan’ny Israely rehetra i Solomona, ka nataony mpanjaka be voninahitra kokoa noho ny mpanjakan’ny Israely rehetra teo alohany.+