Genesisy 50:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia tonga teo amin’ny famoloana+ tao Atada, izay ao amin’ny faritr’i Jordana,+ izy ireo ka nidradradradra nitomany mafy teo. Ary nataon’i Josefa nandritra ny fito andro ireo fombafomba fisaonana an-drainy.+ Deoteronomia 34:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary nitomany an’i Mosesy telopolo andro+ ny zanak’Israely rehetra, teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba. Farany, dia tapitra ny andro nitomaniana sy nisaonana azy.
10 Dia tonga teo amin’ny famoloana+ tao Atada, izay ao amin’ny faritr’i Jordana,+ izy ireo ka nidradradradra nitomany mafy teo. Ary nataon’i Josefa nandritra ny fito andro ireo fombafomba fisaonana an-drainy.+
8 Ary nitomany an’i Mosesy telopolo andro+ ny zanak’Israely rehetra, teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba. Farany, dia tapitra ny andro nitomaniana sy nisaonana azy.