2 Mpanjaka 21:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nandoro* ny zanany tao anaty afo izy,+ sady nampiasa herin’ny maizina+ sy nitady fambara ary nampiasa mpamoha angatra+ sy mpilaza ny hoavy.+ Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy mba hampahatezitra azy, ary be tokoa ny ratsy vitany.
6 Ary nandoro* ny zanany tao anaty afo izy,+ sady nampiasa herin’ny maizina+ sy nitady fambara ary nampiasa mpamoha angatra+ sy mpilaza ny hoavy.+ Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy mba hampahatezitra azy, ary be tokoa ny ratsy vitany.