Deoteronomia 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Tiavo foana i Jehovah Andriamanitrao,+ ary ataovy mandrakariva ny adidinao aminy, ka tandremo foana ny lalàny sy ny didim-pitsarany+ ary ny didiny. Deoteronomia 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Ireto avy ny fitsipika+ sy didim-pitsarana+ ka araho+ tsara, mandritra ny androm-piainanareo any amin’ilay tany+ avelan’i Jehovah Andriamanitry ny razanareo halainareo ho fanananareo:
11 “Tiavo foana i Jehovah Andriamanitrao,+ ary ataovy mandrakariva ny adidinao aminy, ka tandremo foana ny lalàny sy ny didim-pitsarany+ ary ny didiny.
12 “Ireto avy ny fitsipika+ sy didim-pitsarana+ ka araho+ tsara, mandritra ny androm-piainanareo any amin’ilay tany+ avelan’i Jehovah Andriamanitry ny razanareo halainareo ho fanananareo: