FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 18:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 “‘Aza mandoto tena amin’izany zavatra izany, fa nandoto tena tamin’izany rehetra izany ireo firenena izay horoahiko tsy ho eo anatrehanareo.+

  • Deoteronomia 2:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Firenena mahery sy maro an’isa ary lava toy ny Anakita+ ireny. Naringan’i Jehovah+ tsy ho eo anatrehan’ny Amonita ireny mba hakan’ny Amonita ny tanin’ireny ka honenan’izy ireo ao hisolo azy,

  • Josoa 24:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “‘Farany, dia nentiko teny amin’ny tanin’ny Amorita nonina teny ampitan’ny Reniranon’i Jordana ianareo. Ary niady taminareo izy ireo,+ ka natolotro teo an-tananareo, mba hakanareo ny taniny ho fanananareo. Dia naringako tsy ho eo anatrehanareo izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara