Levitikosy 26:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Hiaiky ny fahadisoany+ sy ny fahadisoan’ny razany izy ireo, ary hiaiky fa tsy mendri-pitokisana teo anatrehako sady nanohitra ahy.+ Deoteronomia 4:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Rehefa ory mafy ianao ary manjo anao ireo voalaza rehetra ireo any am-parany, dia hiverina amin’i Jehovah Andriamanitrao+ ianao ka hihaino ny feony.+
40 Hiaiky ny fahadisoany+ sy ny fahadisoan’ny razany izy ireo, ary hiaiky fa tsy mendri-pitokisana teo anatrehako sady nanohitra ahy.+
30 Rehefa ory mafy ianao ary manjo anao ireo voalaza rehetra ireo any am-parany, dia hiverina amin’i Jehovah Andriamanitrao+ ianao ka hihaino ny feony.+