FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 11:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nohamafisiny koa ny fiarovana an’ireo toerana voaro mafy,+ ary nametrahany mpitarika+ tany, sady nasiany tahirin-tsakafo sy menaka ary divay.

  • 2 Tantara 11:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nasiany ampinga+ lehibe sy lefona+ koa tany amin’ireo tanàna hafa rehetra, ary nohamafisiny tsara ireny tanàna ireny. Dia nijanona ho fananany ny Joda sy Benjamina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara