1 Samoela 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 —Toy izao no lazain’ny olona teo amin’ny Israely taloha, rehefa handeha hitady an’Andriamanitra: “Andao ho any amin’ny mpahita.”+ Mpahita mantsy taloha no fiantsoana ny mpaminany.— Isaia 29:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa efa nataon’i Jehovah renoky ny torimaso lalina ianareo.+ Dia akimpiny ny masonareo, izany hoe ny mpaminany,+ ary saronany ny lohanareo,+ izany hoe ny mpahita.+
9 —Toy izao no lazain’ny olona teo amin’ny Israely taloha, rehefa handeha hitady an’Andriamanitra: “Andao ho any amin’ny mpahita.”+ Mpahita mantsy taloha no fiantsoana ny mpaminany.—
10 Fa efa nataon’i Jehovah renoky ny torimaso lalina ianareo.+ Dia akimpiny ny masonareo, izany hoe ny mpaminany,+ ary saronany ny lohanareo,+ izany hoe ny mpahita.+