2 Tantara 28:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Vao mainka anefa nivadika tamin’i Jehovah i Ahaza Mpanjaka, tamin’ny fotoana nampahorian’ny mpanjakan’i Asyria azy.+ Jeremia 7:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tsy nihaino ahy anefa izy ireo na nanongilan-tsofina,+ fa nanamafy hatoka+ kosa. Ary ratsy noho ny nataon’ny razany ny nataony!+ 2 Timoty 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa vao mainka hiharatsy kokoa ny ratsy fanahy sy ny mpisandoka, ka sady mamitaka izy ireo no voafitaka.+
22 Vao mainka anefa nivadika tamin’i Jehovah i Ahaza Mpanjaka, tamin’ny fotoana nampahorian’ny mpanjakan’i Asyria azy.+
26 Tsy nihaino ahy anefa izy ireo na nanongilan-tsofina,+ fa nanamafy hatoka+ kosa. Ary ratsy noho ny nataon’ny razany ny nataony!+
13 Fa vao mainka hiharatsy kokoa ny ratsy fanahy sy ny mpisandoka, ka sady mamitaka izy ireo no voafitaka.+