2 Mpanjaka 21:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tatỳ aoriana, dia niray tetika hamely ny mpanjaka ny mpanompony, ka namono azy ho faty+ tao an-tranony ihany. Salamo 55:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa ianao Andriamanitra ô, no hampidina ny ratsy fanahy any amin’ny lavaka lalina dia lalina.+Tsy hahatratra ny antsasaky ny androny ny mpandatsa-dra sy ny mpamitaka.+Fa izaho kosa hitoky aminao.+
23 Tatỳ aoriana, dia niray tetika hamely ny mpanjaka ny mpanompony, ka namono azy ho faty+ tao an-tranony ihany.
23 Fa ianao Andriamanitra ô, no hampidina ny ratsy fanahy any amin’ny lavaka lalina dia lalina.+Tsy hahatratra ny antsasaky ny androny ny mpandatsa-dra sy ny mpamitaka.+Fa izaho kosa hitoky aminao.+